Tutorial Blender Soratra Fampidirana

Salama aby oo, ny fampianarantsika anio dia miompana amin’ny fikirakirana soratra.
Afaka atao fampidirana na “intro”.
Ankafizo eee!!!
Aza adinoina ny #mizara, sy maneho ny hevitrao fa indrindra ny manaraka ny pejy na eto amin’ny Facebook na ny ao amin’ny Youtube
Misaotra oo
Hira : D’Gary - Resaka maraindray

Hello guys, today we will make an text intro.
Enjoy !!!
Don’t forge to #share, leave your comments, follow our Facebook page and subscribe to our Youtube channel
Thank you
Song : D’Gary - Resaka maraindray

Bonjour tout le monde, aujurd’hui nous allons voir comment faire un petit texte d’intro.
Prenez-plaisir!!!
N’oubliez-pas de #partager, de laisser un commentaire, de suivre la page sur Facebook et surtout de souscrire à la chaîne Youtube.
Merci
Chanson : D’Gary - Resaka maraindray